| Entry | 1 tapa-porohana sisa tsy may |
| Elementary words | 2 tapaka, 3 forohana, 4 sisa, 5 tsy, 6 may |
| Part of speech | 7 locution |
| Explanations in Malagasy |
8 enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1] |
| Synonyms | 9 akanga sisa nanamborana |
| Updated on 2025/09/12 |
|